plt_tn/psa/037/020.md

12 lines
534 B
Markdown

# Ho tahaka ny voninahitr'ireo saha ireo fahavalon'i Yaveh
Ny mpanoratra mampitaha ireo fahavalon'i Yaveh amin'ny voninkazo mamelana any an-tsaha.
# ho voatelina izy ireo ary ho levon-ko setroka
Ny mpanoratra miresaka ny faharinganan'ny ratsy fanahy toy ny hoe ahi-dratsy na voninkazo malazo any an-tsaha izay nodorana aorian'ny famokarana. DH: "Yaveh handringana azy ireo toy ny afo mandevona ny ahi-dratsin'ny saha ho setroka"
# malala-tanana sy manome
Ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy ny falalahan-tanan'ny marina.