plt_tn/psa/037/020.md

534 B

Ho tahaka ny voninahitr'ireo saha ireo fahavalon'i Yaveh

Ny mpanoratra mampitaha ireo fahavalon'i Yaveh amin'ny voninkazo mamelana any an-tsaha.

ho voatelina izy ireo ary ho levon-ko setroka

Ny mpanoratra miresaka ny faharinganan'ny ratsy fanahy toy ny hoe ahi-dratsy na voninkazo malazo any an-tsaha izay nodorana aorian'ny famokarana. DH: "Yaveh handringana azy ireo toy ny afo mandevona ny ahi-dratsin'ny saha ho setroka"

malala-tanana sy manome

Ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy ny falalahan-tanan'ny marina.