plt_tn/psa/037/018.md

302 B

miambina ireo tsy mahitsy

Ny "miambina" midika hoe miaro olona. Eto "ny mahitsy" dia manondro ny olona mahitsy. DH: "miaro ny olona mahitsy"

isan'andro isan'andro

"hatrany hatrany"

amin'ny fotoana ratsy

Ity andianteny ity dia manondro ireo loza, toy ny mosary. DH: "rehefa mitranga ny loza"