# miambina ireo tsy mahitsy Ny "miambina" midika hoe miaro olona. Eto "ny mahitsy" dia manondro ny olona mahitsy. DH: "miaro ny olona mahitsy" # isan'andro isan'andro "hatrany hatrany" # amin'ny fotoana ratsy Ity andianteny ity dia manondro ireo loza, toy ny mosary. DH: "rehefa mitranga ny loza"