plt_tn/psa/036/005.md

690 B

mipàka amin'ny lanitra

Ny fahalehibiazan'ny famindrampon'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tena avo. DH: "dia avo tahaka ny lanitra" na "dia lehibe dia lehibe"

mahatratra ny rahona

Ny fahalehibiazan'ny fahatokian'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tena avo. DH: "dia avo tahaka ny rahona" na "dia lehibe dia lehibe"

tahaka ny tendrombohitr'Andriamanitra ... tahaka ny lalim-be

Ireo andianteny roa ireo dia manoritsoritra ny fahalehibiazan'ny fahamarinana sy fitsaran'Andriamanitra toy ny hoe tena avo sy lalina. DH: "avo tahaka ny tendrombohitra avo indrindra ... lalina tahaka ny ranomasina lalina indrindra"

Ianao no mitahiry

"Ianao no manampy" na "Ianao no mamonjy"