# mipàka amin'ny lanitra Ny fahalehibiazan'ny famindrampon'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tena avo. DH: "dia avo tahaka ny lanitra" na "dia lehibe dia lehibe" # mahatratra ny rahona Ny fahalehibiazan'ny fahatokian'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tena avo. DH: "dia avo tahaka ny rahona" na "dia lehibe dia lehibe" # tahaka ny tendrombohitr'Andriamanitra ... tahaka ny lalim-be Ireo andianteny roa ireo dia manoritsoritra ny fahalehibiazan'ny fahamarinana sy fitsaran'Andriamanitra toy ny hoe tena avo sy lalina. DH: "avo tahaka ny tendrombohitra avo indrindra ... lalina tahaka ny ranomasina lalina indrindra" # Ianao no mitahiry "Ianao no manampy" na "Ianao no mamonjy"