plt_tn/psa/036/003.md

430 B

ny teniny

Ity dia manondro ny filazany. DH: "Izay lazainy"

hanao soa

Ny "soa" dia azo ambara amin'ny fomba hafa. DH: "manao zava-tsoa"

mampitoetra fomba ratsy izy

Ny asa fahotan'ny olona iray dia lazaina toy ny hoe izy nandeha tamina lalankely feno faharatsiana. DH: "manomboka manao zava-dratsy izy"

tsy mandà ny ratsy

Ny "ratsy" dia azo atao amin'ny fomba hafa. DH: "tsy mandà fihetsika feno faharatsiana izy"