# ny teniny Ity dia manondro ny filazany. DH: "Izay lazainy" # hanao soa Ny "soa" dia azo ambara amin'ny fomba hafa. DH: "manao zava-tsoa" # mampitoetra fomba ratsy izy Ny asa fahotan'ny olona iray dia lazaina toy ny hoe izy nandeha tamina lalankely feno faharatsiana. DH: "manomboka manao zava-dratsy izy" # tsy mandà ny ratsy Ny "ratsy" dia azo atao amin'ny fomba hafa. DH: "tsy mandà fihetsika feno faharatsiana izy"