forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
548 B
Markdown
20 lines
548 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# Ho an'ny mpiventy hira
|
|
|
|
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
|
|
|
|
# Salamo nataon'i Davida mpanompon'i Yaveh
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
|
|
|
|
# eo amin'ny masony
|
|
|
|
Eto ny "maso" dia manondro ny olona ratsy fanahy. DH: "eny aminy"
|
|
|
|
# mampionon-tena izy, mihevitra
|
|
|
|
"aleony mino" na "te hihevitra izy"
|