plt_tn/psa/036/001.md

548 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo nataon'i Davida mpanompon'i Yaveh

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

eo amin'ny masony

Eto ny "maso" dia manondro ny olona ratsy fanahy. DH: "eny aminy"

mampionon-tena izy, mihevitra

"aleony mino" na "te hihevitra izy"