plt_tn/psa/035/017.md

20 lines
647 B
Markdown

# mandra-pahoviana no hitazananao ahy
Ity fanontaniana fampisainana ity dia manondro milaza fa ny mpanoratra dia maniry an'Andriamanitra hitsahatra hijery azy fotsiny ary hanomboka hanampy azy. DH: "mandra-pahoviana Ianao no hijery fotsiny azy ireo manoa izao"
# Vonjeo ny fanahiko
Eto ny "fanahy" manondro ny mpanoratra. DH: "Avoty aho"
# ny aiko amin'ny liona
Ny teny hoe "mamonjy" dia mahalaza azy tsara. DH: "Vonjeo amin'ny liona ny aiko"
# ny aiko
Ity dia manondro ny mpanoratra. DH: "aho"
# amin'ny liona
Eto ny mpanoratra milaza ireo fahavalony toy ny hoe liona mivika. DH: "amin'ireo fahavaloko izay mamely ahy tahaka ny bibidia"