plt_tn/psa/035/017.md

647 B

mandra-pahoviana no hitazananao ahy

Ity fanontaniana fampisainana ity dia manondro milaza fa ny mpanoratra dia maniry an'Andriamanitra hitsahatra hijery azy fotsiny ary hanomboka hanampy azy. DH: "mandra-pahoviana Ianao no hijery fotsiny azy ireo manoa izao"

Vonjeo ny fanahiko

Eto ny "fanahy" manondro ny mpanoratra. DH: "Avoty aho"

ny aiko amin'ny liona

Ny teny hoe "mamonjy" dia mahalaza azy tsara. DH: "Vonjeo amin'ny liona ny aiko"

ny aiko

Ity dia manondro ny mpanoratra. DH: "aho"

amin'ny liona

Eto ny mpanoratra milaza ireo fahavalony toy ny hoe liona mivika. DH: "amin'ireo fahavaloko izay mamely ahy tahaka ny bibidia"