plt_tn/psa/034/018.md

689 B

Akaiky Yaveh

Eto ny "akaiky" midika "vonona hanampy." DH: "Vonona hanampy mandrakariva Yaveh" (UDB)

ny torotoro fo

Ny alahelo lalina dia lazaina toy ny hoe maratra ny fon'ilay olona. DH: "ireo olona izay malahelo loatra"

izay torotoro fanahy

Ny olona izay kivy tanteraka dia lazaina toy ny hoe ny fanahin'izy ireo mihitsy no torotoro. DH: "ireo olona izay kivy tanteraka"

Mihazona ny taolany rehetra Izy, tsy hisy ho tapaka izany na dia iray aza

Eto ny "taolany rehetra' dia ara-bakiteny, nefa midka ihany koa io fa Yaveh miahy ny amin'ilay olona manontolo. DH: "Mamatsy fiarovana tanteraka ho azy Izy, tsy ho tratry ny loza na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana"