# Akaiky Yaveh Eto ny "akaiky" midika "vonona hanampy." DH: "Vonona hanampy mandrakariva Yaveh" (UDB) # ny torotoro fo Ny alahelo lalina dia lazaina toy ny hoe maratra ny fon'ilay olona. DH: "ireo olona izay malahelo loatra" # izay torotoro fanahy Ny olona izay kivy tanteraka dia lazaina toy ny hoe ny fanahin'izy ireo mihitsy no torotoro. DH: "ireo olona izay kivy tanteraka" # Mihazona ny taolany rehetra Izy, tsy hisy ho tapaka izany na dia iray aza Eto ny "taolany rehetra' dia ara-bakiteny, nefa midka ihany koa io fa Yaveh miahy ny amin'ilay olona manontolo. DH: "Mamatsy fiarovana tanteraka ho azy Izy, tsy ho tratry ny loza na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana"