plt_tn/psa/034/007.md

616 B

Mitoby eo

Ny anjelin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe tafika iray izay mitoby eo amin'olona iray mba hiarovana azy. DH: "mpiambina" (UDB)

Andramo ka izahao fa tsara Yaveh

Ny fahatsaran'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe zavatra izay azo andramana sy izahana. DH: "Andramo sy hiaino fa tsara Yaveh"

mialoka ao Aminy

Yaveh dia lazaina toy ny hoe toerana afaka hieren'ny olona mba ho fiarovana amin'ireo fahavalony. DH: "matokia Azy mba hiarovana azy ireo" (UDB)

Tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy

Izany dia azo ambara amin'ny endrika mihiba. DH: "Izay matahotra Azy dia hahazo izay ilainy mandrakariva"