plt_tn/psa/034/007.md

16 lines
616 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mitoby eo
Ny anjelin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe tafika iray izay mitoby eo amin'olona iray mba hiarovana azy. DH: "mpiambina" (UDB)
# Andramo ka izahao fa tsara Yaveh
Ny fahatsaran'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe zavatra izay azo andramana sy izahana. DH: "Andramo sy hiaino fa tsara Yaveh"
# mialoka ao Aminy
Yaveh dia lazaina toy ny hoe toerana afaka hieren'ny olona mba ho fiarovana amin'ireo fahavalony. DH: "matokia Azy mba hiarovana azy ireo" (UDB)
# Tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy
Izany dia azo ambara amin'ny endrika mihiba. DH: "Izay matahotra Azy dia hahazo izay ilainy mandrakariva"