plt_tn/psa/034/002.md

472 B

ny ory

Ity dia manondro ny vahoaka izay nampahoriana. DH: "ny olona ory"

Miaraha midera an'i Yaveh amiko

Ny matoanteny hoe "miderà" dia filaza mandidy ho an'ny vondrona iray. DH: "Tokony hidera an'i Yaveh miaraka amiko ny rehetra"

hiara-hanandratra ny anarany

Eto ny "manandratra" dia fomba fiteny manondro fanandratana an'i Yaveh. DH: "lazao amin'ny olona ny fahalehibiazany"

ny anarany

Eto ny "anarany" dia manondro ny toetran'i Yaveh. DH: "ny toetrany"