plt_tn/psa/034/002.md

16 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny ory
Ity dia manondro ny vahoaka izay nampahoriana. DH: "ny olona ory"
# Miaraha midera an'i Yaveh amiko
Ny matoanteny hoe "miderà" dia filaza mandidy ho an'ny vondrona iray. DH: "Tokony hidera an'i Yaveh miaraka amiko ny rehetra"
# hiara-hanandratra ny anarany
Eto ny "manandratra" dia fomba fiteny manondro fanandratana an'i Yaveh. DH: "lazao amin'ny olona ny fahalehibiazany"
# ny anarany
Eto ny "anarany" dia manondro ny toetran'i Yaveh. DH: "ny toetrany"