plt_tn/psa/033/020.md

16 lines
559 B
Markdown

# Miandry an'i Yaveh isika
Eto ny "miandry" dia fomba fiteny hanondroana hoe matoky. DH: "Matoky an'i Yaveh izahay" (UDB) na "manantena an'i Yaveh izahay"
# izy no famonjena sy ampingatsika
Eto Yaveh dia lazaina toy ny hoe ampinga izay miaro ny miaramila iray ao anaty ady. DH: "Izy no mpamonjintsika sy miaro antsika tahaka ny ampinga"
# Mifaly ny fontsika
Eto ny "fo" dia manondro ny vahoaka. DH: "Mifaly izahay"
# ny anarany masina
Eti ny "ananrana masina" dia manondro ny toetra masin'i Yaveh. DH: "ny toetrany masina" na "aminy satria masina Izy"