forked from WA-Catalog/plt_tn
559 B
559 B
Miandry an'i Yaveh isika
Eto ny "miandry" dia fomba fiteny hanondroana hoe matoky. DH: "Matoky an'i Yaveh izahay" (UDB) na "manantena an'i Yaveh izahay"
izy no famonjena sy ampingatsika
Eto Yaveh dia lazaina toy ny hoe ampinga izay miaro ny miaramila iray ao anaty ady. DH: "Izy no mpamonjintsika sy miaro antsika tahaka ny ampinga"
Mifaly ny fontsika
Eto ny "fo" dia manondro ny vahoaka. DH: "Mifaly izahay"
ny anarany masina
Eti ny "ananrana masina" dia manondro ny toetra masin'i Yaveh. DH: "ny toetrany masina" na "aminy satria masina Izy"