plt_tn/psa/031/021.md

331 B

Nofongorina teo imasonao aho

Azo atao tso-drafitra izany. DH: "Nanala ahy teo amin'ny fanatrehanao Ianao"

teo imasonao

Eto ny "imaso" dia manondro ny fanatrehan'i Yaveh. DH: "ny fanatrehanao"

nandre ny fitarainako vonjy Ianao

Eto ny "fitarainana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "nandre ahy nitaraina famonjena Iano"