plt_tn/psa/031/021.md

12 lines
331 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nofongorina teo imasonao aho
Azo atao tso-drafitra izany. DH: "Nanala ahy teo amin'ny fanatrehanao Ianao"
# teo imasonao
Eto ny "imaso" dia manondro ny fanatrehan'i Yaveh. DH: "ny fanatrehanao"
# nandre ny fitarainako vonjy Ianao
Eto ny "fitarainana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "nandre ahy nitaraina famonjena Iano"