plt_tn/psa/031/010.md

669 B

Fa reraka amin'alahelo ny aiko

Eto "ny fiainako" dia manondro ny mpanoratra. DH: "Tonga tena reraka aho"

amin'alahelo ... amin'ny fisentoana

"nohon'ny alaehloko ... nohon'ny fisentoako"

ny taonako amin'ny fisentoana

Ny andianteny hoe "dia reraka" dia tsy misy eto, nefa mahalaza izany. DH: "reraky ny fisentoana ny taonako"

Lefy ny heriko

Eto "ny heriko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "tonga reraka aho"

mihalany ny taolako

Eto "ny taolako" dia manondro ny fahasalamana ara-batan'ny mpanoratra. DH: "mihalefy ny fahasalamako"

manamavo ahy ny olona

"manao tsinontsinona ahy ny olona"

rikoriko amin'izay manjo ahy

"tohana amin'ny mahazo ahy"