# Fa reraka amin'alahelo ny aiko Eto "ny fiainako" dia manondro ny mpanoratra. DH: "Tonga tena reraka aho" # amin'alahelo ... amin'ny fisentoana "nohon'ny alaehloko ... nohon'ny fisentoako" # ny taonako amin'ny fisentoana Ny andianteny hoe "dia reraka" dia tsy misy eto, nefa mahalaza izany. DH: "reraky ny fisentoana ny taonako" # Lefy ny heriko Eto "ny heriko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "tonga reraka aho" # mihalany ny taolako Eto "ny taolako" dia manondro ny fahasalamana ara-batan'ny mpanoratra. DH: "mihalefy ny fahasalamako" # manamavo ahy ny olona "manao tsinontsinona ahy ny olona" # rikoriko amin'izay manjo ahy "tohana amin'ny mahazo ahy"