plt_tn/psa/031/005.md

728 B

Eo an-tananao

Andriamanitra dia fanahy, nefa Izy eto dia lazaina toy ny hoe manan-tanana. Eto ny "tanana" dia manondro ny fiahian'i Yaveh. DH: "ao amin'ny fiahianao"

anankinako ny fahamendreham-pitokisana

Eto ny "fanahiko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "ametrahako ny tenako"

Andriamanitry ny fahamarinana

"Ianao no Andriamanitra izay itokiako"

Halako izay manompo sampy zava-poana

"Zava-poana ny sampy. Halako izay manompo azy ireny"

Ianao nahita ny fampahoriana ahy ... fantatrao ny fahorian'ny fanahiko

Ireo andianteny roa ireo dia samy maneho hevitra fa Andriamanitra mahalala momba ny fahorian'ny mpanoratra.

ny fahorian'ny fanahiko

Eto ny "fanahiko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "ny fahoriako"