plt_tn/psa/031/005.md

24 lines
728 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Eo an-tananao
Andriamanitra dia fanahy, nefa Izy eto dia lazaina toy ny hoe manan-tanana. Eto ny "tanana" dia manondro ny fiahian'i Yaveh. DH: "ao amin'ny fiahianao"
# anankinako ny fahamendreham-pitokisana
Eto ny "fanahiko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "ametrahako ny tenako"
# Andriamanitry ny fahamarinana
"Ianao no Andriamanitra izay itokiako"
# Halako izay manompo sampy zava-poana
"Zava-poana ny sampy. Halako izay manompo azy ireny"
# Ianao nahita ny fampahoriana ahy ... fantatrao ny fahorian'ny fanahiko
Ireo andianteny roa ireo dia samy maneho hevitra fa Andriamanitra mahalala momba ny fahorian'ny mpanoratra.
# ny fahorian'ny fanahiko
Eto ny "fanahiko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "ny fahoriako"