plt_tn/psa/030/011.md

834 B

Namadika ny fisaonako ho fandihizana Ianao

Fombafomban'ny Jiosy ny nandihy rehefa faly loatra izy ireo. Ny anarana "fisaonana" sy "fandihizana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "Nampitsahatra ahy misaona Ianao ary nampandihy ahy tamim-pifaliana kosa"

nanala ny akanjo fisaonako Ianao

Ny akanjo fisaonana dia nakambana tamin'ny fisaonana sy alahelo. DH: "tsy nanao ahy ho malahelo intsony Ianao"

nampitafy ahy tamin'ny fifaliana

Ny mpanoratra miteny ny hafaliana toy ny hoe akanjo azo itafiana izany. DH: "Nahatonga ahy ho faly"

ny fanahiko dia hihira fiderana ho Anao

Eto ny "ny voninahitra" dia manondro ny fanahin'ny mpanoratra na fo na ny ao anaty. Izany dia maneho ilay olona manontolo amin'ny mpanoratra, izay manompo an'Andriamnitra satria Andriamanitra efa nana azy ho faly. DH: "Hihira fiderana ho Anao aho"