plt_tn/psa/030/011.md

16 lines
834 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Namadika ny fisaonako ho fandihizana Ianao
Fombafomban'ny Jiosy ny nandihy rehefa faly loatra izy ireo. Ny anarana "fisaonana" sy "fandihizana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "Nampitsahatra ahy misaona Ianao ary nampandihy ahy tamim-pifaliana kosa"
# nanala ny akanjo fisaonako Ianao
Ny akanjo fisaonana dia nakambana tamin'ny fisaonana sy alahelo. DH: "tsy nanao ahy ho malahelo intsony Ianao"
# nampitafy ahy tamin'ny fifaliana
Ny mpanoratra miteny ny hafaliana toy ny hoe akanjo azo itafiana izany. DH: "Nahatonga ahy ho faly"
# ny fanahiko dia hihira fiderana ho Anao
Eto ny "ny voninahitra" dia manondro ny fanahin'ny mpanoratra na fo na ny ao anaty. Izany dia maneho ilay olona manontolo amin'ny mpanoratra, izay manompo an'Andriamnitra satria Andriamanitra efa nana azy ho faly. DH: "Hihira fiderana ho Anao aho"