plt_tn/psa/030/001.md

959 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

hira tamin'ny fanokanana ny tempoly

"Ity hira ity dia nohiraina tamin'ny tempoly notokanana"

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

nanangana ahy Ianao

Ny mpanoratra miteny an'Andriamanitra manavotra azy sy mihazona azy tsy ho faty toy ny hoe Andriamanitra nanala azy tao an-davadrano lalina. DH: "nanavotra ahy Ianao"

nitondra ny fanahiko niakatra avy tany amin'ny Fiainan-tsy hita

Satria ny "Fiainan-tsy hita" dia toerana izay alehan'ny olona efa maty, dia manondro fahafatesana izany. DH: "nihazona ahy tsy ho faty"

nitondra ny fanahiko niakatra

Eto "ny fanahiko" dia manondro ny mpanoratra. DH: "nitondra ahy niakatra"

tsy hidina any am-pasana

Ny "fasana" dia maneho fahafatesana. DH: "amin'ny fahafatesana"