plt_tn/psa/029/001.md

920 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

zanak'Andriamanitra

Ny andianteny "zanak'i" dia fomba ilazana hoe "manana ny toetran'i." DH: "Ianareo ry lehilahy mahery"

Miderà an'i Yaveh nohon'ny voninahiny sy ny heriny

Ny anarana "vaoninahitra" sy "hery" dia azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "Miderà an'i Yaveh fa be voninahitra sy mahery Izy"

Omeo an'i Yaveh ny voninahitra izay mendrika ny anarany

Ny anarana "voninahitra dia azo avadika ho matoanteny na mpamaritoetra. DH: "Omeo voninahitra Yaveh araka izay mendrika ny anarany"

izay mendrika ny anarany

Ny andinateny "ny anarany" dia manondro an'i Yaveh na ny lazany. DH: "araka izay mifanaraka nohon'ny amin'ny maha izy Azy"