# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # zanak'Andriamanitra Ny andianteny "zanak'i" dia fomba ilazana hoe "manana ny toetran'i." DH: "Ianareo ry lehilahy mahery" # MiderĂ  an'i Yaveh nohon'ny voninahiny sy ny heriny Ny anarana "vaoninahitra" sy "hery" dia azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "MiderĂ  an'i Yaveh fa be voninahitra sy mahery Izy" # Omeo an'i Yaveh ny voninahitra izay mendrika ny anarany Ny anarana "voninahitra dia azo avadika ho matoanteny na mpamaritoetra. DH: "Omeo voninahitra Yaveh araka izay mendrika ny anarany" # izay mendrika ny anarany Ny andinateny "ny anarany" dia manondro an'i Yaveh na ny lazany. DH: "araka izay mifanaraka nohon'ny amin'ny maha izy Azy"