plt_tn/psa/026/004.md

545 B

Izaho tsy mikambana amin'ny

"Izaho tsy maka namana" na "Izaho tsy miaramipetraka amin'ny"

amin'ireo olona mpamitaka

"amin'izay mamitaka ny hafa"

na mifangaro amin'ireo olona tsy marina

Ity dia mitovy dika amin'ny ampahany voalohany amin'ny fehezanteny. DH: "ary tsy miaraka amin'ny olona tsy marina"

ny olona tsy marina

"mpihatsaravelatsihy" (UDB) na "izay mandainga amin'ny hafa"

fiangonan'ireo mpanao ratsy

"izay miangona hanao ratsy"

ratsy fanahy

Mpamaritra anarana ity. DH: "olona ratsy fanahy" na "izay ratsy fanahy"