# Izaho tsy mikambana amin'ny "Izaho tsy maka namana" na "Izaho tsy miaramipetraka amin'ny" # amin'ireo olona mpamitaka "amin'izay mamitaka ny hafa" # na mifangaro amin'ireo olona tsy marina Ity dia mitovy dika amin'ny ampahany voalohany amin'ny fehezanteny. DH: "ary tsy miaraka amin'ny olona tsy marina" # ny olona tsy marina "mpihatsaravelatsihy" (UDB) na "izay mandainga amin'ny hafa" # fiangonan'ireo mpanao ratsy "izay miangona hanao ratsy" # ratsy fanahy Mpamaritra anarana ity. DH: "olona ratsy fanahy" na "izay ratsy fanahy"