plt_tn/psa/025/012.md

16 lines
788 B
Markdown

# Iza no lehilahy matahotra an'i Yaveh
Ity fanontaniana ity dia manolotra "ilay lehilahy matahotra an'i Yaveh" ho lohahevitra vaovao. DH: "Izaho hilaza aminao ny lehilahy izay matahotra ani Yaveh."
# no olona matahotra ... hanoro azy ... tokony hosafidiany ... ny fiainany ... ireo taranany
Tsy manondro olona manokana izany. DH: "ireo izay matahotra ... hanoro azy ireo ... tokony hosafidian'izy ireo ... ny fiainann'izy ireo ... ny taranak'izy ireo
# Ny Tompo no hanoro azy ny lalana izay tokony hosafidiany
Yaveh mampianatra olona izay tokony ho fitondrantenan'izy ireo dia lazaiana toy ny hoe Yaveh nanoro ny olona izay lalana tokony alehany.
# handeha amin'ny fahatsarana hatrany ny fiainany
"Andriamanitra hanao azy ho ambinina" na "Andriamanitra hanao azy ireo ho ambinina"