plt_tn/psa/025/012.md

788 B

Iza no lehilahy matahotra an'i Yaveh

Ity fanontaniana ity dia manolotra "ilay lehilahy matahotra an'i Yaveh" ho lohahevitra vaovao. DH: "Izaho hilaza aminao ny lehilahy izay matahotra ani Yaveh."

no olona matahotra ... hanoro azy ... tokony hosafidiany ... ny fiainany ... ireo taranany

Tsy manondro olona manokana izany. DH: "ireo izay matahotra ... hanoro azy ireo ... tokony hosafidian'izy ireo ... ny fiainann'izy ireo ... ny taranak'izy ireo

Ny Tompo no hanoro azy ny lalana izay tokony hosafidiany

Yaveh mampianatra olona izay tokony ho fitondrantenan'izy ireo dia lazaiana toy ny hoe Yaveh nanoro ny olona izay lalana tokony alehany.

handeha amin'ny fahatsarana hatrany ny fiainany

"Andriamanitra hanao azy ho ambinina" na "Andriamanitra hanao azy ireo ho ambinina"