plt_tn/psa/025/010.md

484 B

Ireo lalan'i Yaveh rehetra dia fitiavana maharitra sy fahatokiana

Ny teny hoe "lalana" dia sarintenin'ny fomba. DH: "Yaveh dia tia antsika mandrakariva nohon'ny fanekeny ary marina mandrakariva"

noho ny amin'ny anaranao

Ny andianteny hoe "ny anaranao" eto dia manondro ny lazan'i Yaveh. DH: "Ho an'ny lazanao" na "Mba hanome voninahitra Anao ny olona"

mamelà ny heloko, fa lehibe izany

Ny anarana "heloka" dia azo atao hoe "nanota." DH: "Mamelà ahy, fa nanota tokoa aho"