# Ireo lalan'i Yaveh rehetra dia fitiavana maharitra sy fahatokiana Ny teny hoe "lalana" dia sarintenin'ny fomba. DH: "Yaveh dia tia antsika mandrakariva nohon'ny fanekeny ary marina mandrakariva" # noho ny amin'ny anaranao Ny andianteny hoe "ny anaranao" eto dia manondro ny lazan'i Yaveh. DH: "Ho an'ny lazanao" na "Mba hanome voninahitra Anao ny olona" # mamelĂ  ny heloko, fa lehibe izany Ny anarana "heloka" dia azo atao hoe "nanota." DH: "MamelĂ  ahy, fa nanota tokoa aho"