plt_tn/psa/025/006.md

1.3 KiB

Tsarovy

Ity dia fomba fiteny. Tsy midika akory izany fa manadino zavatra Andriamanitra. Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra hihevitra sy hampisongadina ireo asam-pangorahany sy famindram--pony. DH: "Tadidio" na "hevero"

ireo asa fangorahanao sy famindram-po

Ny anarana hoe "fangorahana" sy "famindram-po" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "ny naha mpangoraka sy mpamindra fo Anao tamikonohon'ny fanekenao"

fa efa nisy mandrakariva izy ireo

Eto ny hoe "izy ireo" dia heverina toy ny olona ny fangorahana sy famindram-pon'Andriamanitra. DH: "fa toy izany foana Ianao"

Aza mihevitra ireo fahotan'ny fahatanorako

Ny teny hoe "fahotana" dia azo ambara ho "nanota." DH: "Aza mihevitra momba ahy nanota fony aho mbola tanora"

na ny fikomiako

Ny anarana "fikomiana" dia azo atao hoe "nikomy." DH: "na momba ahy nikomy taminao"

Tsarovy aho

Ity dia fomba fiteny. Tsy midika akory izany fa manadino zavatra Andriamanitra. Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra hihevitra sy hampisongadina ireo asam-pangorahany sy famindram--pony. DH: "Tadidio aho" na "hevero aho"

amin'ny famindram-ponao nohon'ny fahatsaranao

Ny anarana hoe "fangorahana" sy "famindram-po" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "ary mamindrà fo amiko nohon'ny fanekenao, satria tsara Ianao"