plt_tn/psa/025/004.md

688 B

Ampahafantaro ahy ireo lalanao, ry Yaveh; ampianaro ahy ireo lalanao

Ireo fanambarana roa ireo dia midika zavatra mitovy. Andriamanitra mampianatra olona izay tokony ho fihetsiny dia lazaina toy ny hoe Izy manoro ny olona ny lala-marina izay tokony alehan'ny olona.

manantena Anao aho

"miankina aminao aho" na "miandry Anao amim-paharetana aho"

Tariho aho ho ao amin'ny fahamarinanao ary ampianaro

Ny mitarika sy mampianatra dia midika zavatra mitovy, dia manome fampianarana. DH: "Ampianaro aho hitarihako ny fiainako amin'ny fankatoavana ny fahamarinanao"

Andriamanitry ny famonjena ahy

Ny anarana hoe "famonjena" dia azo atao hoe "mamonjy." DH: "Ilay mamonjy ahy" (UDB)