plt_tn/psa/025/004.md

16 lines
688 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ampahafantaro ahy ireo lalanao, ry Yaveh; ampianaro ahy ireo lalanao
Ireo fanambarana roa ireo dia midika zavatra mitovy. Andriamanitra mampianatra olona izay tokony ho fihetsiny dia lazaina toy ny hoe Izy manoro ny olona ny lala-marina izay tokony alehan'ny olona.
# manantena Anao aho
"miankina aminao aho" na "miandry Anao amim-paharetana aho"
# Tariho aho ho ao amin'ny fahamarinanao ary ampianaro
Ny mitarika sy mampianatra dia midika zavatra mitovy, dia manome fampianarana. DH: "Ampianaro aho hitarihako ny fiainako amin'ny fankatoavana ny fahamarinanao"
# Andriamanitry ny famonjena ahy
Ny anarana hoe "famonjena" dia azo atao hoe "mamonjy." DH: "Ilay mamonjy ahy" (UDB)