plt_tn/psa/024/007.md

699 B

Ingao ny lohanareo, ianareo ry vavahady; misandrata, ry varavarana mandrakizay

Ireo fehezanteny roa ireo dia tena mitovy hevitra. Ny teny hoe "vavahady" sy "varavarana" dia manondro ireo vavahadin'ny tempoly. Ny mpanoratra miresaka ny vavahady toy ny hoe olona izany. Ny mpiandry vavahady dia ilay mamoha ny vavahady. DH: "Misokafa, ianao ry vavahady fahizay" na "Vohay ireo vavahady fahizay ireo"

Ingao ny lohanareo

Tsy fantatra mazava hoe aiza ho aiza amin'ny vavahady no "lohany." Fa, izany kosa midika fa ilay vavahady manontolo.

Yaveh, mahery sy mahefa; Yaveh, mahery amin'ny ady

Ny mpanoratra miresaka momba an'i Yaveh toy ny hoe lehilahy mpiady mahery izay miady ao anaty ady Izy.