forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
699 B
Markdown
12 lines
699 B
Markdown
|
# Ingao ny lohanareo, ianareo ry vavahady; misandrata, ry varavarana mandrakizay
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia tena mitovy hevitra. Ny teny hoe "vavahady" sy "varavarana" dia manondro ireo vavahadin'ny tempoly. Ny mpanoratra miresaka ny vavahady toy ny hoe olona izany. Ny mpiandry vavahady dia ilay mamoha ny vavahady. DH: "Misokafa, ianao ry vavahady fahizay" na "Vohay ireo vavahady fahizay ireo"
|
||
|
|
||
|
# Ingao ny lohanareo
|
||
|
|
||
|
Tsy fantatra mazava hoe aiza ho aiza amin'ny vavahady no "lohany." Fa, izany kosa midika fa ilay vavahady manontolo.
|
||
|
|
||
|
# Yaveh, mahery sy mahefa; Yaveh, mahery amin'ny ady
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miresaka momba an'i Yaveh toy ny hoe lehilahy mpiady mahery izay miady ao anaty ady Izy.
|