plt_tn/psa/022/028.md

923 B

an'i Yaveh ny fanjakana

"Fa an'i Yaveh ny fanjakana." Eto ny "fanjakana" maneho ny fanapahan'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka. DH: "Fa Yaveh no mpanjaka" (UDB)

Izy no mpanapaka eran'ireo firenena

Eto ny "firenena" dia maneho ny vahoakan'ny firenena. DH: "Izy manapaka ny vahoakan'ny firenena"

hihinana

Ny vahoaka hiara-hihinana ao amin'ny fanasana. DH: "hiara-hihinana" na "hiara-hihinana sakafom-panasana"

izay rehetra hody vovoka ... izay tsy afaka mihazona ny ain'izy ireo

Ireo andianteny roa ireo dia manondro vondrona mitovy ihany. Samy manondro ny olon-drehetra ireo satria ho faty avokoa ny olon-drehetra.

izay rehetra hody vovoka

Eto "vovoka" dia maneho ny fasana. Ny andianteny "hody vovoka" dia fomba hanondroana olona maty. DH: "Ireo izay maty"

izay tsy afaka mihazona ny ain'izy ireo

"izay tsy afaka mamonjy ny ain'izy ireo" na "izay tsy afaka mihazona ny tenany amin'ny fahafatesana"