plt_tn/psa/022/028.md

24 lines
923 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# an'i Yaveh ny fanjakana
"Fa an'i Yaveh ny fanjakana." Eto ny "fanjakana" maneho ny fanapahan'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka. DH: "Fa Yaveh no mpanjaka" (UDB)
# Izy no mpanapaka eran'ireo firenena
Eto ny "firenena" dia maneho ny vahoakan'ny firenena. DH: "Izy manapaka ny vahoakan'ny firenena"
# hihinana
Ny vahoaka hiara-hihinana ao amin'ny fanasana. DH: "hiara-hihinana" na "hiara-hihinana sakafom-panasana"
# izay rehetra hody vovoka ... izay tsy afaka mihazona ny ain'izy ireo
Ireo andianteny roa ireo dia manondro vondrona mitovy ihany. Samy manondro ny olon-drehetra ireo satria ho faty avokoa ny olon-drehetra.
# izay rehetra hody vovoka
Eto "vovoka" dia maneho ny fasana. Ny andianteny "hody vovoka" dia fomba hanondroana olona maty. DH: "Ireo izay maty"
# izay tsy afaka mihazona ny ain'izy ireo
"izay tsy afaka mamonjy ny ain'izy ireo" na "izay tsy afaka mihazona ny tenany amin'ny fahafatesana"