plt_tn/psa/022/022.md

20 lines
631 B
Markdown

# Hanambara ny anaranao aho
"Hampahafantatra ny anaranao aho." Ny "anarana" eto midika ny toetra na lazan'Andriamanitra. DH: "Hiresaka momba ny toetranao aho"
# ireo rahalahiko
Ny "rahalahy" eto midika "ireo Israelita namako" (UDB) na "ireo mpanompon'i Yaveh namako"
# eo afovoan'ny fiangonana
"rehefa miara-miangona izaho sy ireo Israelita namako" na "rehefa manodidina ahy ireo mpanompon'i Yaveh namako"
# Ianareo taranak'i Jakoba ... ianareo taranak'Israely
samy milaza vondron'olona mitovy ireo roa ireo.
# Mijoroa am-pitalanjonana Aminy
"Mbà feno fitalanjonana Aminy" na "Aoka hampagaga anao ny herin'Andriamanitra"