plt_tn/psa/022/022.md

631 B

Hanambara ny anaranao aho

"Hampahafantatra ny anaranao aho." Ny "anarana" eto midika ny toetra na lazan'Andriamanitra. DH: "Hiresaka momba ny toetranao aho"

ireo rahalahiko

Ny "rahalahy" eto midika "ireo Israelita namako" (UDB) na "ireo mpanompon'i Yaveh namako"

eo afovoan'ny fiangonana

"rehefa miara-miangona izaho sy ireo Israelita namako" na "rehefa manodidina ahy ireo mpanompon'i Yaveh namako"

Ianareo taranak'i Jakoba ... ianareo taranak'Israely

samy milaza vondron'olona mitovy ireo roa ireo.

Mijoroa am-pitalanjonana Aminy

"Mbà feno fitalanjonana Aminy" na "Aoka hampagaga anao ny herin'Andriamanitra"