plt_tn/psa/021/013.md

413 B

Misandrata, ry Yaveh, amin'ny herinao

Ireo mety ho heviny dia 1) "Yaveh o, ampisehoy anay fa tena mahery ianao" (UDB) na 2) "Yaveh o, satria mahery Ianao dia hanandratra Anao izahay"

hihira sy hidera ny herinao izahay

Ny teny hoe "hihira" sy "hidera" dia mifampizara hevitra mitovy. Ny teny "hery" eto dia midika an'Anbdriamanitra sy ny heriny. DH: "amin'ny fihirana no hideranay Anao satria mahery Ianao"