plt_tn/psa/021/013.md

8 lines
413 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Misandrata, ry Yaveh, amin'ny herinao
Ireo mety ho heviny dia 1) "Yaveh o, ampisehoy anay fa tena mahery ianao" (UDB) na 2) "Yaveh o, satria mahery Ianao dia hanandratra Anao izahay"
# hihira sy hidera ny herinao izahay
Ny teny hoe "hihira" sy "hidera" dia mifampizara hevitra mitovy. Ny teny "hery" eto dia midika an'Anbdriamanitra sy ny heriny. DH: "amin'ny fihirana no hideranay Anao satria mahery Ianao"