plt_tn/psa/021/003.md

810 B

mitondra fitahiana be ho azy Ianao

Ny anarana "fitahiana" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "Ianao mitahy azy be" na "Ianao manome azy zava-tsoa maro be"

nametraka satro-boninahitra volamena madio indrindra teo an-dohany Ianao

Ny mametraka satro-boninahitra eo amin'ny lohan'olona dia mariky ny fanaovana azy ho mpanjaka.

satro-boninahitra volamena madio indrindra

Ny "volamena madio indrindra" eto dia maneho ny voninahitra lehibe omena ny mpanjaka.

Nangataka fiainana taminao izy; dia nomenao azy izany

Ny teny hoe "aina" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "Nangataka izy ny mba hanaovanao azy hiaina amin'ny fotoana maharitra; Ianao no nampisy izany"

andro maro mandrakizay doria

Ireo mety ho heviny dia 1) fiainana tena lava na 2) fiainana mandrakizay na 3)fitohizan'ny taranaka ho lava