plt_tn/psa/021/003.md

20 lines
810 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mitondra fitahiana be ho azy Ianao
Ny anarana "fitahiana" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "Ianao mitahy azy be" na "Ianao manome azy zava-tsoa maro be"
# nametraka satro-boninahitra volamena madio indrindra teo an-dohany Ianao
Ny mametraka satro-boninahitra eo amin'ny lohan'olona dia mariky ny fanaovana azy ho mpanjaka.
# satro-boninahitra volamena madio indrindra
Ny "volamena madio indrindra" eto dia maneho ny voninahitra lehibe omena ny mpanjaka.
# Nangataka fiainana taminao izy; dia nomenao azy izany
Ny teny hoe "aina" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "Nangataka izy ny mba hanaovanao azy hiaina amin'ny fotoana maharitra; Ianao no nampisy izany"
# andro maro mandrakizay doria
Ireo mety ho heviny dia 1) fiainana tena lava na 2) fiainana mandrakizay na 3)fitohizan'ny taranaka ho lava